FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba+ tany amin’ny tany Oza.+ Lehilahy tsy nanan-tsiny+ izy, sady marina+ sy natahotra an’Andriamanitra+ ary nifady ny ratsy.+

  • Salamo 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsarao aho+ Jehovah ô, fa tsy mivadika aho.+

      I Jehovah no itokisako, ka tsy hangozohozo aho.+

  • Ohabolana 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izay mandeha amin’ny fahitsiana no matahotra an’i Jehovah,+ fa izay miala amin’izany kosa manamavo Azy.+

  • Matio 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin’izay natera-behivavy,+ dia mbola tsy nisy lehibe noho i Jaona Mpanao Batisa. Izay kely indrindra ao amin’ny fanjakan’ny+ lanitra anefa dia lehibe noho izy.

  • Lioka 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Samy olo-marina+ teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady, satria nandeha tsy nisy tsiny+ araka ny didin’i+ Jehovah rehetra sy araka izay notakin’ny lalàny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara