Salamo 31:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy aho tamin’izaho raiki-tahotra:+“Ho ringana tokoa tsy ho eo anatrehanao aho.”+Tena renao ny fitalahoako rehefa niantso vonjy taminao aho.+ Salamo 40:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nanantena fatratra an’i Jehovah aho,+Dia nanongilan-tsofina nihaino ahy izy ka nandre ny antso vonjy nataoko.+ Jona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+
22 Hoy aho tamin’izaho raiki-tahotra:+“Ho ringana tokoa tsy ho eo anatrehanao aho.”+Tena renao ny fitalahoako rehefa niantso vonjy taminao aho.+
40 Nanantena fatratra an’i Jehovah aho,+Dia nanongilan-tsofina nihaino ahy izy ka nandre ny antso vonjy nataoko.+
2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+