Salamo 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka ianao tsy ho lavitra ahy, fa mananontanona ny fahoriana.+Tsy misy hafa hamonjy ahy mantsy.+ Salamo 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mahita izany ianao Jehovah ô,+ ka aza mangina fotsiny.+Aoka ianao tsy ho lavitra ahy Jehovah ô!+