Salamo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no lazain’ny olona maro momba ahy:“Tsy hahazo famonjena avy amin’Andriamanitra izy.”+ Sela. Salamo 79:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahoana ny firenena no dia hilaza hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”+Aoka ho fantatry ny firenena sy ho hitan’ny masonay,+Fa mamaly ny ran’ny mpanomponao ianao.+
10 Nahoana ny firenena no dia hilaza hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”+Aoka ho fantatry ny firenena sy ho hitan’ny masonay,+Fa mamaly ny ran’ny mpanomponao ianao.+