FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 ‘Hifotitra amin’i Babylona anie ny herisetra nataony tamiko sy tamin’ny vatako!’, hoy ny mponin’i Ziona.+ Hilaza koa i Jerosalema hoe: ‘Hivaly amin’ny mponin’i Kaldea anie ny rako!’”+

  • Romanina 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+

  • Apokalypsy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra,+ ary koa ianareo olona masina+ sy ianareo apostoly+ ary ianareo mpaminany, satria efa nitsara azy Andriamanitra ka efa nampihatra sazy taminy noho ny aminareo!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara