FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izao no lazain’ny olona maro momba ahy:

      “Tsy hahazo famonjena avy amin’Andriamanitra izy.”+ Sela.

  • Salamo 79:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahoana ny firenena no dia hilaza hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”+

      Aoka ho fantatry ny firenena sy ho hitan’ny masonay,+

      Fa mamaly ny ran’ny mpanomponao ianao.+

  • Joela 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Aoka ny mpisorona mpanompon’i Jehovah hitomany eo anelanelan’ny tilikambo fidirana sy ny alitara,+ ka hanao hoe: ‘Aoka ianao halahelo ny olonao, Jehovah ô, ary aza avela ho afa-baraka ny lovanao+ ka hanjakan’ireo firenen-kafa. Nahoana izy ireo no hilaza any amin’ireo firenena hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”’+

  • Mika 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hahita izany rehetra izany ny fahavaloko, dia ho menatra tanteraka izy+ izay nilaza tamiko hoe: “Aiza koa izay Jehovah Andriamanitrao eo?”+ Hijery ny fahavaloko aho.+ Ho fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalana izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara