Matio 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ataovy ihany aloha amin’ity indray mandeha ity, fa izao no fomba tsara hanatanterahantsika an’izay rehetra marina.”+ Koa tsy nisakana azy intsony i Jaona. Hebreo 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+
15 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ataovy ihany aloha amin’ity indray mandeha ity, fa izao no fomba tsara hanatanterahantsika an’izay rehetra marina.”+ Koa tsy nisakana azy intsony i Jaona.
26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+