FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 satria nankahala fahalalana izy,+ ary tsy nifidy ny hatahotra an’i Jehovah.+

  • Jeremia 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa adala+ ny oloko. Tsy miraharaha ahy izy.+ Zanaka maditra sy tsisy saina izy.+ Raha hanao ratsy dia hendry izy, fa raha ny hanao ny tsara kosa tsy hainy.+

  • Hosea 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry zanak’Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ity tany ity i Jehovah,+ satria tsy misy fahamarinana eto,+ na hatsaram-panahy feno fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara