FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 27:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+

      Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+

      Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+

  • Jeremia 10:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ireo firenena+ tsy miraharaha anao+ sy amin’ireo foko tsy miantso ny anaranao.+ Fa nataony ripaka tanteraka i Jakoba.+ Eny, naripak’izy ireo izy+ sady mbola aringany foana. Ary nataon’izy ireo lasa aolo ny fonenany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara