FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ry fahavalo ô, mandrakizay ny fandringanana anareo.+

      Ho toy izany koa ny tanàna noravanao.+

      Tsy hotsarovana intsony mihitsy izy ireo.+

  • Salamo 59:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aringano amin-katezerana ireny,+

      Eny, aringano tsy hisy intsony.

      Ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin’i Jakoba ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ Sela.

  • Salamo 69:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Aoka ho foana ny tobiny misy manda,+

      Ary aoka tsy hisy honina intsony ao an-tranolainy.+

  • Salamo 109:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka ho eo anatrehan’i Jehovah foana izany.+

      Ary hofoanany tsy ho eto an-tany anie ny fahatsiarovana azy ireo!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara