Salamo 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mamitsaka ao amin’ny toeram-piafenana ao an-tanàna izy,Ary avy ao amin’ny takona no hamonoany ny tsy manan-tsiny.+ע [Aina] Ny masony mitily ny ory.+ Salamo 140:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izay mamorona teti-dratsy ao am-pony,+Sy manafika ahy foana isan’andro, toy ny any an’ady!+
8 Mamitsaka ao amin’ny toeram-piafenana ao an-tanàna izy,Ary avy ao amin’ny takona no hamonoany ny tsy manan-tsiny.+ע [Aina] Ny masony mitily ny ory.+