Isaia 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izany fahadisoana izany dia ho toy ny triatra eo amin’ny manda+ avo be, eny, ho toy ny faritra mitriatra efa mibontsina ka madiva hianjera. Ary hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso+ ilay manda.
13 Koa izany fahadisoana izany dia ho toy ny triatra eo amin’ny manda+ avo be, eny, ho toy ny faritra mitriatra efa mibontsina ka madiva hianjera. Ary hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso+ ilay manda.