Salamo 62:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandra-pahoviana ianareo no hikoropaka hamely ny olona tianareo hovonoina?+Ianareo rehetra dia toy ny manda mitongilana, eny, manda vato efa hirodana.+ Lioka 6:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Fa izay mandre kosa nefa tsy mankatò,+ dia tahaka ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nanisy fototra. Namely mafy an’izany trano izany ny renirano, ary tonga dia nirodana izy ka rava+ tanteraka.”+
3 Mandra-pahoviana ianareo no hikoropaka hamely ny olona tianareo hovonoina?+Ianareo rehetra dia toy ny manda mitongilana, eny, manda vato efa hirodana.+
49 Fa izay mandre kosa nefa tsy mankatò,+ dia tahaka ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nanisy fototra. Namely mafy an’izany trano izany ny renirano, ary tonga dia nirodana izy ka rava+ tanteraka.”+