FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Jereo fa mamatotra ny tadin-tsipìkany ny ratsy fanahy.+

      Efa omaniny eo amin’ny tadin-tsipìka ny zana-tsipìkany,

      Mba hitifirany ny mahitsy fo, avy ao amin’ny maizimaizina.+

  • Salamo 58:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ho levona toy ny zavatra alefa ao anaty rano mikoriana anie ireny!+

      Aoka izy hamatotra ny tadin-tsipìkany, dia hidaraboka ireny.+

  • Jeremia 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Zana-tsipìka mahafaty ny lelan’izy ireo.+ Fitaka no lazainy. Fihavanana foana no resahiny amin’ny namany, nefa ao anatiny ao izy efa toy ny olona mifitsaka hanafika azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara