Joba 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hihaino ny fitarainany ve Andriamanitra,Raha azom-pahoriana izy?+ Ohabolana 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,+ fa ny vavaky ny marina no henoiny.+ Ohabolana 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay manampin-tsofina tsy hihaino ny lalàna,+ na ny vavaka ataony aza dia maharikoriko.+ Isaia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+ Jaona 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+ Jakoba 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany, satria ratsy ny anton’ny fangatahanareo,+ dia ny handanianareo izany ho amin’ny fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo.+
15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+
31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+
3 Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany, satria ratsy ny anton’ny fangatahanareo,+ dia ny handanianareo izany ho amin’ny fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo.+