FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 85:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa mihaona ny hatsaram-panahy sy ny fahitsiana,+

      Ary mifanoroka ny fahamarinana sy ny fiadanana.+

  • Isaia 32:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fiadanana no ho vokatry ny tena fahamarinana,+ ary filaminana sy tsy fananana ahiahy mandritra ny fotoana tsy voafetra koa no ho vokatra haterany.+

  • Isaia 52:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ilay+ mitondra vaovao tsara mandeha eny an-tendrombohitra,+ ilay manambara fiadanana,+ ilay mitondra vaovao tsara momba ny zavatra tsara kokoa,+ ilay manambara famonjena,+ ka miteny amin’i Ziona hoe: “Lasa mpanjaka ny Andriamanitrao!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara