Salamo 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+ Salamo 53:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+ Manao ratsy izy ireo, ary manao zava-maharikoriko tsy araka ny marina.+Tsy misy manao ny tsara.+ Zefania 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Amin’izany andro izany no hitondrako jiro hanaovako savahao an’i Jerosalema,+ ka hamaliako an’ireo lehilahy izay toy ny faikan-divay mihandrona,+ ary manao anakampo hoe: ‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+
14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+
53 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+ Manao ratsy izy ireo, ary manao zava-maharikoriko tsy araka ny marina.+Tsy misy manao ny tsara.+
12 “Amin’izany andro izany no hitondrako jiro hanaovako savahao an’i Jerosalema,+ ka hamaliako an’ireo lehilahy izay toy ny faikan-divay mihandrona,+ ary manao anakampo hoe: ‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+