Salamo 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady,+Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+ Salamo 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+ Salamo 92:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy fantatry ny olona tsy misaina izany,+Ary tsy azon’ny olona adala.+ Romanina 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 satria nahalala an’Andriamanitra, nefa tsy nanome voninahitra azy amin’ny maha Andriamanitra azy sady tsy nisaotra azy.+ Fa nanjary poakaty ny fomba fisainany,+ ary nanjary maizina ny fony feno hadalana.+
4 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady,+Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+
21 satria nahalala an’Andriamanitra, nefa tsy nanome voninahitra azy amin’ny maha Andriamanitra azy sady tsy nisaotra azy.+ Fa nanjary poakaty ny fomba fisainany,+ ary nanjary maizina ny fony feno hadalana.+