Nehemia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nosarahinao+ teo anatrehany ny ranomasina, ka nandia tany maina teo afovoany izy ireo.+ Fa ny mpanenjika azy kosa natsipinao mafy tao amin’ny lalina,+ toy ny vato+ natsipy tao anaty rano mahery.+ Habakoka 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Namakivaky ny ranomasina sy ny rano+ be miavosa ianao ka nohitsakitsahinao tamin’ny soavalinao ny fahavalonao.
11 Nosarahinao+ teo anatrehany ny ranomasina, ka nandia tany maina teo afovoany izy ireo.+ Fa ny mpanenjika azy kosa natsipinao mafy tao amin’ny lalina,+ toy ny vato+ natsipy tao anaty rano mahery.+
15 Namakivaky ny ranomasina sy ny rano+ be miavosa ianao ka nohitsakitsahinao tamin’ny soavalinao ny fahavalonao.