Salamo 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ampandehano amin’ny fahamarinanao aho ka ampianaro,+Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.+ו [Vao]Ianao foana no antenaiko.+ Salamo 88:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Reraky ny fahoriana ny masoko.+Miantso anao foana aho, Jehovah ô,+Ary mamelatra ny tanako ho aminao.+
5 Ampandehano amin’ny fahamarinanao aho ka ampianaro,+Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.+ו [Vao]Ianao foana no antenaiko.+
9 Reraky ny fahoriana ny masoko.+Miantso anao foana aho, Jehovah ô,+Ary mamelatra ny tanako ho aminao.+