Isaia 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raiki-tahotra+ ny mpanota ao Ziona, ary tora-kovitra ny mpivadi-pinoana,+ ka manao hoe: ‘Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo mandevona?+ Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo miredareda?’+ Lioka 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora+ an’ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono ho faty. Eny, hoy aho aminareo, matahora+ Azy.
14 Raiki-tahotra+ ny mpanota ao Ziona, ary tora-kovitra ny mpivadi-pinoana,+ ka manao hoe: ‘Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo mandevona?+ Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo miredareda?’+
5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora+ an’ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono ho faty. Eny, hoy aho aminareo, matahora+ Azy.