Eksodosy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany. 1 Korintianina 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary nisotro zava-pisotro ara-panahy+ mitovy ihany izy rehetra. Fa nisotro tamin’ny vatolampy ara-panahy+ izay nanaraka azy izy ireo, ary Kristy+ izany vatolampy+ izany.
6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.
4 ary nisotro zava-pisotro ara-panahy+ mitovy ihany izy rehetra. Fa nisotro tamin’ny vatolampy ara-panahy+ izay nanaraka azy izy ireo, ary Kristy+ izany vatolampy+ izany.