Jaona 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Jesosy: “Raha mba fantatrao mantsy ny fanomezana+ maimaim-poana avy amin’Andriamanitra, sy ilay+ milaza aminao hoe: ‘Mba omeo rano aho hosotroiko’, dia ianao no ho nangataka taminy, ka ho nomeny rano velona.”+ Jaona 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy ravehivavy: “Fantatro fa ho avy ny Mesia,+ izay atao hoe Kristy,+ ary rehefa tonga izy, dia hambarany mazava amintsika ny zava-drehetra.”
10 Dia hoy i Jesosy: “Raha mba fantatrao mantsy ny fanomezana+ maimaim-poana avy amin’Andriamanitra, sy ilay+ milaza aminao hoe: ‘Mba omeo rano aho hosotroiko’, dia ianao no ho nangataka taminy, ka ho nomeny rano velona.”+
25 Hoy ravehivavy: “Fantatro fa ho avy ny Mesia,+ izay atao hoe Kristy,+ ary rehefa tonga izy, dia hambarany mazava amintsika ny zava-drehetra.”