Salamo 78:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary namoaka rano avy tamin’ny vatolampy izy,+Ka nampikoriana rano toy ny renirano.+ Isaia 48:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy nangetaheta izy ireo,+ na dia nampandehaniny namakivaky tany efitra+ aza. Nampikoriana rano avy tamin’ny harambato izy mba hosotroin’izy ireo, ary nampitresaka harambato mba hamoaka rano.”+
21 Tsy nangetaheta izy ireo,+ na dia nampandehaniny namakivaky tany efitra+ aza. Nampikoriana rano avy tamin’ny harambato izy mba hosotroin’izy ireo, ary nampitresaka harambato mba hamoaka rano.”+