Nomery 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+ Nehemia 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nomenao mofo avy tany an-danitra izy ireo rehefa noana,+ ary namoahanao rano avy tamin’ny vatolampy rehefa nangetaheta,+ ka nasainao niditra+ haka an’ilay tany efa nanangananao tanana sy nianiananao homena azy.+ Salamo 78:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nampitresaka harambato tany an-tany efitra izy,+Mba hampisotroana rano be azy ireo, dia rano be toy ny rano lalina.+
11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+
15 Nomenao mofo avy tany an-danitra izy ireo rehefa noana,+ ary namoahanao rano avy tamin’ny vatolampy rehefa nangetaheta,+ ka nasainao niditra+ haka an’ilay tany efa nanangananao tanana sy nianiananao homena azy.+
15 Nampitresaka harambato tany an-tany efitra izy,+Mba hampisotroana rano be azy ireo, dia rano be toy ny rano lalina.+