FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha ho sorona fisaorana+ no anolorana azy, dia ireto avy no hampiarahina aminy: Mofo boribory tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, sy mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka,+ ary mofo boribory natao tamin’ny lafarinina tsara toto efa vonto menaka sady mbola nafangaro menaka.

  • Salamo 50:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fisaorana no atolory ho sorona ho an’Andriamanitra,+

      Ary efao amin’ny Avo Indrindra ny voadinao.+

  • Salamo 116:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ianao no hanolorako sorona fisaorana.+

      Ary ny anaran’i Jehovah no hantsoiko.+

  • Hebreo 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+

  • 1 Petera 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara