Salamo 49:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Henoy izao, ry firenena rehetra!Aoka ianareo hanongilan-tsofina, ry mponina rehetra eto amin’ity tontolo ity,+ 1 Timoty 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+
49 Henoy izao, ry firenena rehetra!Aoka ianareo hanongilan-tsofina, ry mponina rehetra eto amin’ity tontolo ity,+
17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+