2 Samoela 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy i Absaloma taminy: “Marina sy ara-drariny ny adinao, nefa tsy misy olona notendren’ny mpanjaka hihaino anao.”+ Salamo 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka tsy hahateny ny molotra mandainga,+Izay miteny hanohitra ny olo-marina,+ ka mirehareha sy manamavo tafahoatra.+ Ohabolana 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ny fon’ny marina mieritreritra vao mamaly,+ fa ny vavan’ny ratsy fanahy kosa miboiboika zava-dratsy.+ Matio 26:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary nitady izay ho afaka hiampanga an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+
3 Dia hoy i Absaloma taminy: “Marina sy ara-drariny ny adinao, nefa tsy misy olona notendren’ny mpanjaka hihaino anao.”+
18 Aoka tsy hahateny ny molotra mandainga,+Izay miteny hanohitra ny olo-marina,+ ka mirehareha sy manamavo tafahoatra.+
28 Ny fon’ny marina mieritreritra vao mamaly,+ fa ny vavan’ny ratsy fanahy kosa miboiboika zava-dratsy.+
59 Ary nitady izay ho afaka hiampanga an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+