FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 29:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa tezitra taminy ireo andrianan’ny Filistinina ka niteny hoe: “Asaivo miverina+ any amin’ny toerana nanendrenao azy ilehio, fa aza avela hiara-midina amintsika ho any an’ady, sao izy ho lasa mpanohitra+ antsika any. Ary amin’inona moa no hahazoan’ilehio sitraka amin’ny tompony? Tsy amin’ny fanolorana ny lohan’ireto olontsika ireto ihany ve?

  • 2 Samoela 19:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hoy anefa i Davida: “Misy zavatra iombonako aminareo angaha moa,+ ry zanak’i Zeroia, no ho mpanohitra+ ahy ianareo anio? Hisy olona hovonoina ho faty ve eto amin’ny Israely anio?+ Angaha moa tsy fantatro tsara fa efa mpanjakan’ny Israely aho izao?”

  • 1 Mpanjaka 11:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nataon’i Jehovah izay hisian’ny mpanohitra+ an’i Solomona,+ dia i Hadada Edomita izay taranaka mpanjaka. Tany Edoma+ izy tamin’izay.

  • Zakaria 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah, sy i Satana+ izay nijoro teo ankavanany mba hanohitra+ azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara