FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mbola nianiana+ koa anefa i Davida hoe: “Tsy maintsy efa fantatry ny rainao fa nahazo sitraka taminao aho,+ ka hilaza izy hoe: ‘Aoka tsy ho fantatr’i Jonatana izany, sao halahelo izy.’ Raha mbola velona koa anefa i Jehovah,+ ary raha mbola velon’aina koa ianao,+ dia tsoriko aminao fa zara raha misy indray mandingana sisa no manelanelana ahy amin’ny fahafatesana!”+

  • Salamo 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nanohitra ahy foana ireny tamin’ny andro nahitako loza,+

      Nefa i Jehovah nanampy ahy.+

  • Mika 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aza mifaly noho izay manjo ahy, ry vehivavy fahavaloko,+ fa na lavo aza aho, dia tsy maintsy mbola hiarina,+ ary na mitoetra ao anaty haizina aza,+ dia ho mpanazava ahy i Jehovah.+

  • Lioka 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 ka nitsangana ary nandroaka azy ho any ivelan’ny tanàna. Ary nentin’izy ireo ho any an-tampon’ilay tendrombohitra niorenan’ny tanànany izy, mba hanjerana azy tany amin’ny tevana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara