1 Mpanjaka 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany,+ tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+ 1 Tantara 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary satria tiako+ ny tranon’Andriamanitro, dia misy koa volamena sy volafotsy izay fananako,+ omeko ho an’ny tranon’Andriamanitro, ho fanampin’izay efa nomaniko ho an’ilay trano masina:+ Salamo 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tiako ny trano fonenanao,+Sy ilay toerana misy ny voninahitrao.+ Salamo 69:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+
6 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany,+ tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+
3 Ary satria tiako+ ny tranon’Andriamanitro, dia misy koa volamena sy volafotsy izay fananako,+ omeko ho an’ny tranon’Andriamanitro, ho fanampin’izay efa nomaniko ho an’ilay trano masina:+
9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+