17 Ary nampidirina ny Vata masin’i Jehovah, ka napetraka teo amin’ny toerany, tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Dia nanolotra sorona dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah i Davida.
19 Ary novohana ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra tany an-danitra,+ ka tazana tao+ ilay Vata+ misy ny fifanekena. Dia nisy tselatra sy feo sy kotroka sy horohoron-tany ary havandra vaventy.