Habakoka 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Aoka hangina eo anatrehany ianao, ry tany manontolo!’”+ Hebreo 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 sy mpanompo ho an’ny besinimaro ary manompo ao amin’ny toerana masina+ sy ny tena tranolay, izay naorin’i Jehovah+ fa tsy naorin’olona.+ Hebreo 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa rehefa tonga kosa i Kristy, izay mpisoronabe+ ny amin’ny zava-tsoa efa ananantsika, dia tao amin’ny tranolay lehibe kokoa sy lavorary kokoa ary tsy nataon-tanana, izany hoe, tranolay tsy anisan’izao zavatra ary izao,+
20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Aoka hangina eo anatrehany ianao, ry tany manontolo!’”+
2 sy mpanompo ho an’ny besinimaro ary manompo ao amin’ny toerana masina+ sy ny tena tranolay, izay naorin’i Jehovah+ fa tsy naorin’olona.+
11 Fa rehefa tonga kosa i Kristy, izay mpisoronabe+ ny amin’ny zava-tsoa efa ananantsika, dia tao amin’ny tranolay lehibe kokoa sy lavorary kokoa ary tsy nataon-tanana, izany hoe, tranolay tsy anisan’izao zavatra ary izao,+