Salamo 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry Andriamanitro tia rariny+ ô, valio aho rehefa miantso anao.Voagejan’ny fahoriana aho, ka omeo fahalalahana.Iantrao aho,+ ka henoy ny vavaka ataoko. Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+
4 Ry Andriamanitro tia rariny+ ô, valio aho rehefa miantso anao.Voagejan’ny fahoriana aho, ka omeo fahalalahana.Iantrao aho,+ ka henoy ny vavaka ataoko.