2 Tantara 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ary ankehitriny Andriamanitro ô, aoka re ny masonao+ mba hijery e, ary aoka ny sofinao+ mba hihaino tsara ny vavaka atao momba an’ity toerana ity. Salamo 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, mba henoy aho fa ara-drariny ny fangatahako. Aoka ianao hihaino ny fitalahoako,+Sy hanongilan-tsofina amin’ny vavaka avy amin’ny molotro tsy misy fitaka.+ Salamo 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+ Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+
40 “Ary ankehitriny Andriamanitro ô, aoka re ny masonao+ mba hijery e, ary aoka ny sofinao+ mba hihaino tsara ny vavaka atao momba an’ity toerana ity.
17 Jehovah ô, mba henoy aho fa ara-drariny ny fangatahako. Aoka ianao hihaino ny fitalahoako,+Sy hanongilan-tsofina amin’ny vavaka avy amin’ny molotro tsy misy fitaka.+
6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+