FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 104:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ireo rehetra ireo dia miandrandra anao+

      Hanome azy ny haniny amin’ny fotoanany.+

  • Salamo 145:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ianao no andrandrain’ny mason’ny rehetra.+

      Ianao koa no manome azy ny haniny amin’ny fotoanany.+

  • Salamo 147:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Omeny sakafo ny bibidia+

      Sy ny zana-goaika mikiakiaka.+

  • Matio 5:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara