FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ny zava-maitso rehetra maniry dia efa nomeko ho sakafon’ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra ary ny zavamananaina* rehetra izay mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.”+ Dia nisy izany.

  • Salamo 104:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ireo rehetra ireo dia miandrandra anao+

      Hanome azy ny haniny amin’ny fotoanany.+

  • Salamo 136:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Izy no manome sakafo ho an’ny nofo rehetra:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Matio 24:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Iza tokoa moa ilay mpanompo+ mendri-pitokisana sy malina izay notendren’ny tompony hikarakara an’ireo mpanompo ao an-tranony, ka hanome sakafo azy ireo amin’ny fotoana mety?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara