Salamo 115:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Any an-danitra anefa ny Andriamanitray,+Ary izay rehetra mahafinaritra azy, dia ataony.+ Salamo 123:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 123 Ianao no andrandrain’ny masoko,+Ry Ilay monina any an-danitra ô!+