FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha tsy mihaino izany ianareo,+ dia hitomany ao amin’ny miafina aho noho ny fireharehanareo, eny, hikoriana tokoa ny ranomasoko. Ary handrotsaka ranomaso ny masoko,+ satria ho lasa babo ny andian’ondrin’i+ Jehovah.

  • Fitomaniana 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+

      Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.

      Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+

  • Daniela 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara