1 Mpanjaka 8:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Henoy ny mpanomponao sy ny Israely olonao rehefa mitalaho famindram-po+ aminao, ka mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao,+ eny, mihainoa ka mamelà heloka!+ Salamo 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia natongilany ny lanitra ka nidina izy,+Ary haizim-pito no teo ambany tongony.
30 Henoy ny mpanomponao sy ny Israely olonao rehefa mitalaho famindram-po+ aminao, ka mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao,+ eny, mihainoa ka mamelà heloka!+