FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 13:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary nahatonga ny ankohonan’i Jeroboama hanota izany,+ ka nitarika ho amin’ny fanafoanana sy ny fandringanana azy tsy ho etỳ ambonin’ny tany.+

  • Salamo 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+

      Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+

  • Salamo 37:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa tia rariny i Jehovah,+

      Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+

      ע [Aina]

      Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+

      Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+

  • Matio 25:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara