Salamo 109:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka haringana ny taranany,+Ary hofafana tsy hotadidin’ny taranaka mandimby azy ny anarany.+ Isaia 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hiara-milevina amin’ireo mpanjaka ao am-pasana ianao, satria nosimbanao ny taninao, ary novonoinao ny vahoakanao. Tsy hotononina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anaran’ny taranaky ny mpanao ratsy.+
20 Tsy hiara-milevina amin’ireo mpanjaka ao am-pasana ianao, satria nosimbanao ny taninao, ary novonoinao ny vahoakanao. Tsy hotononina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anaran’ny taranaky ny mpanao ratsy.+