Joba 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Any ambany, dia ho maina ny fakany,+Ary eny ambony, dia halazo ny sampany. Salamo 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Haringanao tsy ho etỳ an-tany ny zanany,+Ary hofoananao tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny taranany.+ Salamo 37:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+ Salamo 109:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka haringana ny taranany,+Ary hofafana tsy hotadidin’ny taranaka mandimby azy ny anarany.+ Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy horobaina ô!+Ho sambatra ilay hamaly anao+Araka izay nataonao taminay.+
10 Haringanao tsy ho etỳ an-tany ny zanany,+Ary hofoananao tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny taranany.+
28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+