FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hirobona toy ny ahi-maitso+ izy ireo, eny, toy ny hazo aravaha+ eny amoron’ny lakandrano.

  • Isaia 61:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ary hanome fehiloha ho solon’ny lavenona ho an’ireo ory+ noho ny amin’i Ziona, sy menaka fifaliana+ ho solon’ny fahoriam-po, ary akanjo fiderana ho solon’ny harerahan-tsaina.+ Izy ireo dia hantsoina hoe hazon’ny fahamarinana,+ izay nambolen’i Jehovah+ mba hahatsara tarehy azy.+

  • Jeremia 17:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron-drano izy, izay mampisandrahaka ny fakany eny akaikin’ny renirano. Tsy hihontsina akory izy na tonga aza ny hafanana, fa hirobona foana ny raviny.+ Ary tsy hanahy izy na dia amin’ny taona isian’ny hain-tany+ aza fa hamoa foana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara