FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Henoy aho, ry nosy!+ Mihainoa tsara, ry firenena any lavitra!+ I Jehovah no niantso ahy+ hatrany am-bohoka. Mbola tany an-kibon-dreniko+ aho, dia efa notononiny ny anarako.+

  • Lioka 1:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 ka niantsoantso mafy hoe: “Tahin’Andriamanitra ianao amin’ny vehivavy rehetra, ary tahina+ ilay hateraky ny kibonao!

  • Galatianina 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa Andriamanitra, izay nahatonga ahy ho teraka avy tao an-kibon-dreniko, no niantso+ ahy noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+ Ary rehefa hitany fa tsara

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara