1 Mpanjaka 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary aoka ianao hijery+ an’ity trano ity andro aman’alina, eny, hijery an’ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hihaino ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity.+ Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Sy rehefa manandratra ny tanako+ manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+ Salamo 138:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina aho,+Sady hidera ny anaranao,+Noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana+ sy noho ny fahamarinanao.+Fa nankalazainao mihoatra noho ny anaranao ny teninao.+
29 Ary aoka ianao hijery+ an’ity trano ity andro aman’alina, eny, hijery an’ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hihaino ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity.+
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Sy rehefa manandratra ny tanako+ manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+
2 Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina aho,+Sady hidera ny anaranao,+Noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana+ sy noho ny fahamarinanao.+Fa nankalazainao mihoatra noho ny anaranao ny teninao.+