FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 44:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Andriamanitra no hoderainay mandrakariva,+

      Ary ny anaranao no hankalazainay mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Sela.

  • Salamo 54:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 An-tsitrapo no hanaovako sorona ho anao.+

      Hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izany.+

  • Salamo 115:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 115 Tsy mendrika hahazo na inona na inona izahay, Jehovah ô,+

      Fa ny anaranao kosa no mendrika hahazo voninahitra,+

      Araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy araka ny fahamarinanao.+

  • Jaona 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ny anaranao efa nampahafantariko ny olona izay nomenao ahy avy tamin’izao tontolo izao.+ Anao izy ireo ka nomenao ahy, ary efa notandremany ny teninao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara