20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+
4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho hita fa marina+ ary ny olona rehetra kosa ho hita fa mpandainga,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa tsaraina.”+