Salamo 66:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hisaorana anie Andriamanitra, izay tsy nanda ny vavaka nataoko,Ary tsy nanaisotra tamiko ny hatsaram-panahiny feno fitiavana!+ Salamo 115:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 115 Tsy mendrika hahazo na inona na inona izahay, Jehovah ô,+Fa ny anaranao kosa no mendrika hahazo voninahitra,+Araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy araka ny fahamarinanao.+ Salamo 136:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+
20 Hisaorana anie Andriamanitra, izay tsy nanda ny vavaka nataoko,Ary tsy nanaisotra tamiko ny hatsaram-panahiny feno fitiavana!+
115 Tsy mendrika hahazo na inona na inona izahay, Jehovah ô,+Fa ny anaranao kosa no mendrika hahazo voninahitra,+Araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy araka ny fahamarinanao.+