Ohabolana 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+ Mpitoriteny 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha misafoaka aminao ny mpitondra, dia aza miala eo amin’ny toeranao,+ fa misoroka fahotana lehibe ny fahatoniana.+
12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+
4 Raha misafoaka aminao ny mpitondra, dia aza miala eo amin’ny toeranao,+ fa misoroka fahotana lehibe ny fahatoniana.+